Mise en place du Centre d’Aide Medicale d’Urgence de Madagascar CAMUM, l’équivalent du SAMU.

Fivoriana voalohan’ny conseil d’administration an’ny Centre d’Aide Medicale d’Urgence de Madagascar ( #CAMUM ). Io no misahana ny appel sy ny régulation toy ny SAMU any ivelany. Anisan’ny asany voalohany iny teny Soamandrakizay iny tamin’ny fandraisana ny Pape François. Samy mandray ny andraikiny sy manana ny anjara-birikiny isika rehetra na ny miankina na ny tsy miankina amin’ny fanjakana amin’izany asa lehibe izany.


Rendez-vous sur Hellocoton !