Miarahaba ny rehetra.
Ho antsika dokotera voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy 2019 izay mieritreritra ny hifidy ireo ho membres du Conseil National de l’Ordre des Médecins amin’ny alalan’ny voie électronique, na ireo izay voasoratra nefa tsy naharay bulletin de vote dia misy” torolalana andrana” ho amin’izany ity aseho manaraka ity. Marihina fa tokony hanana compte mail ahafahana manatanteraka izany. Dieny izao dia efa afaka manao fanandramana ianao satria mbola candidats fictifs ireo natolotra hanaovana andrana.
Manamora ny fanatanterahanao ny fifidianana ny voie électronique sady mora ny miditra amin’izany. Dia manentana antsika rehetra ry dokotera namana e!
Fanazavana : Dr Lolona Nathalie Rakotovoavy

